Ampio re Jeso! (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio re Jeso! fa mitalaho Aminao
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny ufbtxfdh fahotako, indrisy very aho
Noho izany xmitpoy ampio aho hanaraka Anao
Satria fantatro fa tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay mitaraina!
Miantso Anao ka tononkira.serasera.org mba vonjeo
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia hgbnd ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA MAHAJANGA Album Vol.01
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny ufbtxfdh fahotako, indrisy very aho
Noho izany xmitpoy ampio aho hanaraka Anao
Satria fantatro fa tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay mitaraina!
Miantso Anao ka tononkira.serasera.org mba vonjeo
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia hgbnd ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA MAHAJANGA Album Vol.01
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 283
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 06:40
