Ampio re Jeso! (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio re Jeso! fa mitalaho tononkira.serasera.org Aminao
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho xsfjaj hanaraka Anao
Satria fantatro fa tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay ozls mitaraina!
Miantso Anao vglxdxf ka mba vonjeo
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA MAHAJANGA Album Vol.01
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho xsfjaj hanaraka Anao
Satria fantatro fa tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay ozls mitaraina!
Miantso Anao vglxdxf ka mba vonjeo
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA MAHAJANGA Album Vol.01
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 219
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 06:40
