Ampio re Jeso! (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio re Jeso! fa mitalaho Aminao
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny liit fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria fantatro fa qbgvcj tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay mitaraina!
Miantso Anao ka mba vonjeo
Tsy zakako Jeso ny fahoriana mgypo eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, tononkira.serasera.org indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA MAHAJANGA Album Vol.01
Ity zandry izay tianao
Tsy zakako Jeso ny fahoriana eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny liit fahotako, indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria fantatro fa qbgvcj tia ahy Ianao
Henoy re Jeso ity foko izay mitaraina!
Miantso Anao ka mba vonjeo
Tsy zakako Jeso ny fahoriana mgypo eto
Ampio aho hanaraka Anao
Tsy manan-kery aho ho entiko miala
Amin'ny fahotako, tononkira.serasera.org indrisy very aho
Noho izany ampio aho hanaraka Anao
Satria tsapako fa tia ahy Ianao
AMPIO RE JESO!
FEON'ANJOMARA MAHAJANGA Album Vol.01
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 251
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 06:40
