Ambanivohitra (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
(Rehefa tonga ny oenf andro)
Rehefa tonga ny androm-pahoriana
Dia handositra ka hipetraka ffxnjqu eny
Ambanivohitra eny
Tsy hitoby andrenivohitra
Fa handositra any lavitra
Ka hiafina eny ambanivohitra eny
2
(Mihamafy ny)
Mihamafy ny fanenjehana
Lasa lavitra any an’ala
Tsy hijanona eny
ambanivohitra eny
Fa ny Tompo no hiaro
Hanome sakafo sy tononkira.serasera.org rano
Anaty ala any
Ambanivohitra any
3
(Antenainay tsy ho)
Antenainay tsy ho lmgxerg ela ianao
Jeso o an-drahona
Ho hitanay avy eny
ambanivohitra eny
Ho avy ianao Jeso handray
Ireo sasamiandry anao
zay miparitaka Eny ambanivohitra eny
4
(Hiakatra ao andrahona)
Hiakatra ao andrahona avo
Mba hitsena anao aho
Tsy ho tavela any
ambanivohitra any
Tsisy intsony fahoriana
Fa hisolo fifaliana
Paradisa izay
Tsy ambanivohitra any
AMBANIVOHITRA
FEON’ANJOMARA MAHAJANGA Vol.02
(Rehefa tonga ny oenf andro)
Rehefa tonga ny androm-pahoriana
Dia handositra ka hipetraka ffxnjqu eny
Ambanivohitra eny
Tsy hitoby andrenivohitra
Fa handositra any lavitra
Ka hiafina eny ambanivohitra eny
2
(Mihamafy ny)
Mihamafy ny fanenjehana
Lasa lavitra any an’ala
Tsy hijanona eny
ambanivohitra eny
Fa ny Tompo no hiaro
Hanome sakafo sy tononkira.serasera.org rano
Anaty ala any
Ambanivohitra any
3
(Antenainay tsy ho)
Antenainay tsy ho lmgxerg ela ianao
Jeso o an-drahona
Ho hitanay avy eny
ambanivohitra eny
Ho avy ianao Jeso handray
Ireo sasamiandry anao
zay miparitaka Eny ambanivohitra eny
4
(Hiakatra ao andrahona)
Hiakatra ao andrahona avo
Mba hitsena anao aho
Tsy ho tavela any
ambanivohitra any
Tsisy intsony fahoriana
Fa hisolo fifaliana
Paradisa izay
Tsy ambanivohitra any
AMBANIVOHITRA
FEON’ANJOMARA MAHAJANGA Vol.02
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 338
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 24/11/2025 10:29
