Ambanivohitra (feon'anjomara mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
(Rehefa tonga ny andro)
Rehefa tonga ny androm-pahoriana
Dia handositra ka hipetraka eny
Ambanivohitra eny

Tsy hitoby andrenivohitra
Fa handositra any lavitra
Ka hiafina eny ambanivohitra eny

2
(Mihamafy ny)
Mihamafy ny fanenjehana
Lasa lavitra any an’ala
Tsy hijanona eny
ambanivohitra eny

Fa ny Tompo no hiaro
Hanome sakafo sy rano
Anaty ala any
Ambanivohitra any

3
(Antenainay tsy ho)
Antenainay tsy ho ela ianao
Jeso o an-drahona
Ho hitanay avy eny
ambanivohitra eny

Ho avy ianao Jeso handray
Ireo sasamiandry anao
zay miparitaka Eny ambanivohitra eny

4
(Hiakatra ao andrahona)
Hiakatra ao andrahona avo
Mba hitsena anao aho
Tsy ho tavela any
ambanivohitra any

Tsisy intsony fahoriana
Fa hisolo fifaliana
Paradisa izay
Tsy ambanivohitra any

AMBANIVOHITRA
FEON’ANJOMARA MAHAJANGA Vol.02
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : feon'anjomara mahajanga
Hits : 63
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 24/11/2025 10:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.481