Tafatoetra (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatoetra eo aminao ny fiainako
Tsisy aphcz fetra anilanao Jesô
N'inona n'inona,zava midona
Jesosy ô anilanao
Na orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao tononkira.serasera.org Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana vcbb aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na moramora
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery liutkxyz lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao
Tsisy aphcz fetra anilanao Jesô
N'inona n'inona,zava midona
Jesosy ô anilanao
Na orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao tononkira.serasera.org Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana vcbb aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na moramora
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery liutkxyz lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO MIRINDRAVisites : 603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mifle
Date : 06/09/2024 14:50
