Tafatoetra (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatoetra eo aminao ny fiainako
Tsisy fetra anilanao Jesô
N'inona n'inona,zava cnvmeyd midona
Jesosy ô anilanao
Na orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô vfcchy fa hiaradalana aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na qisjywkd moramora
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao tononkira.serasera.org
Tsisy fetra anilanao Jesô
N'inona n'inona,zava cnvmeyd midona
Jesosy ô anilanao
Na orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô vfcchy fa hiaradalana aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na qisjywkd moramora
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO MIRINDRAVisites : 664
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mifle
Date : 06/09/2024 14:50
