Tafatoetra (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatoetra eo aminao ny fiainako
Tsisy fetra anilanao Jesô
N'inona n'inona,zava midona
Jesosy qbqpyufl ô anilanao
Na orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy inxi ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na moramora
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava tononkira.serasera.org axyglui aho Jesô fa hiaradalana aminao
Tsisy fetra anilanao Jesô
N'inona n'inona,zava midona
Jesosy qbqpyufl ô anilanao
Na orambaratra na rivodoza
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava aho Jesô fa hiaradalana aminao
Eny sitrako Jesô indrindra anilanao
Eny satriko ny hiara mamindra aminao
Na lalantsarotra na mikotona
Jesôsy inxi ô ho vonona aho
Na lalantsarotra na moramora
Tsy hiala fa hifikitra aminao Jesô
Koa ampio hery lalandava tononkira.serasera.org axyglui aho Jesô fa hiaradalana aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 562
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 14:50
