Manatona (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manatona,dieny mandona ao amponao kristy
Mitalaho,miantso anao,maneho fitia
Indro rano,manganohano
Hanasana ny helokao
Modia,modia,avia mamalia
Ref: Jesosy efa ogjh maty,ilay ra ubiscm no fanekena
Izay mino atao batisa no ho vonjena
Avia manatona,izao no fotoana
Raiso ho anoa maimaimpoana
Miantefa aminao izay mandre ity antso ity
Inona ny andrasanao? Jeso tena tia
Eny tsisy mahalala ebprv izay avoakan'ny anio
koa aza misalasala,io ilay rano hanadio tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 1000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 08:29