Manatona (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manatona,dieny mandona ao amponao kristy
Mitalaho,miantso anao,maneho fitia
Indro rano,manganohano
Hanasana ny helokao
Modia,modia,avia mamalia
Ref: Jesosy efa maty,ilay ra no fanekena
armnw Izay mino atao khfijwki batisa no ho vonjena
mxulgfk Avia manatona,izao tononkira.serasera.org no fotoana
Raiso ho anoa maimaimpoana
Miantefa aminao izay mandre ity antso ity
Inona ny andrasanao? Jeso tena tia
Eny tsisy mahalala izay avoakan'ny anio
koa aza misalasala,io ilay rano hanadio

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 1074
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 30/12/2022 08:29