Inty aho jeso (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso,mpanota aho nefa mbola natsanganao ho zanakao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy
Ref: Inty aho jeso,raiso ho aqcfaywf anao
Tafio ny fahamarinanao
Ho mendrika ny ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao
Jeso maty hbqimyue ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny tononkira.serasera.org fiainanao
Aza manjeny andro lava izao ihrs
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy
Ref: Inty aho jeso,raiso ho aqcfaywf anao
Tafio ny fahamarinanao
Ho mendrika ny ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao
Jeso maty hbqimyue ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny tononkira.serasera.org fiainanao
Aza manjeny andro lava izao ihrs
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 1074
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 08:46
