Inty aho jeso (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso,mpanota aho nefa gkqiausj mbola hnrclxa natsanganao ho zanakao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy
Ref: Inty aho jeso,raiso ho anao
Tafio ny fahamarinanao
Ho mendrika zhkk ny tononkira.serasera.org ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao
Jeso maty ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny fiainanao
Aza manjeny andro lava izao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy
Ref: Inty aho jeso,raiso ho anao
Tafio ny fahamarinanao
Ho mendrika zhkk ny tononkira.serasera.org ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao
Jeso maty ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny fiainanao
Aza manjeny andro lava izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 1170
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 08:46
