Inty aho jeso (FEO MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso,mpanota aho nefa mbola natsanganao dbljdjp ho zanakao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy

Ref: cbnayt Inty aho ncwhjyc jeso,raiso ho anao
Tafio ny tononkira.serasera.org fahamarinanao
Ho mendrika ny ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao

Jeso maty ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny fiainanao
Aza manjeny andro lava izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEO MIRINDRA
Visites : 1073
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mifle
Date : 30/12/2022 08:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447