Ampy ho ahy ny fahasoavanao (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navelanao ho irery izay rehetra tia anao
Na misy aza ireo sedra izay mety onumjvy manjo
Famindrampo sy fitiavana
Hikorinampahasoavana
Faly ny fo, ravo tokoa
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza tononkira.serasera.org fbotn sy hidera anao
Ampy ho ahy ny fahasoavanao
Tena lehibe ny herinao
Dera tsisy fetra no atolotray qozndgw
Voninahitra ho anao ry Ray
Koa matoky aho fa ny fandresenao no heriko
Satria izao dia hangina fa ianao no hiady ho ahy
Tena fitia tsy hita fetra
Mafy orina sy mitoetra
Ianao tontoloko rehetra
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza sy hidera anao
Na misy aza ireo sedra izay mety onumjvy manjo
Famindrampo sy fitiavana
Hikorinampahasoavana
Faly ny fo, ravo tokoa
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza tononkira.serasera.org fbotn sy hidera anao
Ampy ho ahy ny fahasoavanao
Tena lehibe ny herinao
Dera tsisy fetra no atolotray qozndgw
Voninahitra ho anao ry Ray
Koa matoky aho fa ny fandresenao no heriko
Satria izao dia hangina fa ianao no hiady ho ahy
Tena fitia tsy hita fetra
Mafy orina sy mitoetra
Ianao tontoloko rehetra
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza sy hidera anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 601
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 14:08
