Ampy ho ahy ny fahasoavanao (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navelanao ho irery izay rehetra tia anao
Na misy aza ireo sedra izay mety manjo
Famindrampo sy fitiavana
Hikorinampahasoavana
Faly ny cxitiej fo, ravo tokoa
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza sy hidera anao
Ampy ho ahy ny fahasoavanao mdmq
Tena lehibe ny herinao
Dera tsisy fetra no atolotray
Voninahitra ho anao ry Ray
Koa matoky aho fa ny fandresenao no heriko
Satria izao dia hangina fa ianao no hiady ho ahy
Tena tdokq fitia tsy hita fetra
Mafy orina sy mitoetra tononkira.serasera.org
Ianao tontoloko rehetra
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza sy hidera anao
Na misy aza ireo sedra izay mety manjo
Famindrampo sy fitiavana
Hikorinampahasoavana
Faly ny cxitiej fo, ravo tokoa
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza sy hidera anao
Ampy ho ahy ny fahasoavanao mdmq
Tena lehibe ny herinao
Dera tsisy fetra no atolotray
Voninahitra ho anao ry Ray
Koa matoky aho fa ny fandresenao no heriko
Satria izao dia hangina fa ianao no hiady ho ahy
Tena tdokq fitia tsy hita fetra
Mafy orina sy mitoetra tononkira.serasera.org
Ianao tontoloko rehetra
Ka hatrizao, hihira aho
Hankalaza sy hidera anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 661
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 14:08
