Hainao hazavaina (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina maizimpito, hainao hazavaina
Fitsapana, fijaliko ampodinao ho maraina
Na mafy ny manjo, mahatoky aho jgiwa manana anao
Hanova ny fiainako ho vaovao
Ianao no Andriamanitra hinoako
Ny teneninao tononkira.serasera.org hbpgny mitoetra ao ampoko
Na mafy ny manjo, mahatoky aho manana vinzh anao
Hanova ny fiaianako ho vaovao
Ny teneninao manankery, hitalahoko mba hiteny
Hampitsahatra avy hatrany ny tafiotra miady hamely
Aza avela andeha hirery, ombay ny tananao mahery
Tafio ny fahasoavanao, Jesô hiantrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 524
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 15:10