Hainao hazavaina (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina maizimpito, hainao hazavaina
Fitsapana, fijaliko ampodinao ho maraina
Na mafy ny manjo, mahatoky aho manana anao
Hanova ny fiainako ho vaovao
Ianao no Andriamanitra hinoako
Ny teneninao mitoetra ao hqprfni ampoko
Na mafy ny manjo, mahatoky aho manana anao
Hanova ny fiaianako rwuvaz ho vaovao
Ny teneninao manankery, hitalahoko mba hiteny
Hampitsahatra avy tononkira.serasera.org hatrany ny tafiotra miady zptym hamely
Aza avela andeha hirery, ombay ny tananao mahery
Tafio ny fahasoavanao, Jesô hiantrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 521
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 15:10