Hainao hazavaina (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina maizimpito, hainao hazavaina
Fitsapana, fijaliko ampodinao ho maraina
Na mafy ny manjo, mahatoky aho manana anao
Hanova ny fiainako ho vaovao
Ianao no Andriamanitra hinoako
Ny teneninao mitoetra ao ampoko
Na mafy ny manjo, mahatoky ocwzrav aho manana anao
Hanova ny fiaianako ho tononkira.serasera.org vaovao
Ny teneninao manankery, hitalahoko mba hiteny
Hampitsahatra avy hatrany ny tafiotra miady hamely
Aza avela andeha hirery, ombay ny tananao pjgio mahery
Tafio ny nyxsd fahasoavanao, Jesô hiantrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 566
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 15:10