Ampidiro aloha ny tenimiafina
RESY AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra aho ny hanompo Anao
Babonao tokoa ity foko
Izaho izay nania, nanao xxywlmo tononkira.serasera.org izay tian'ny fo
De izao nantsoinao izao
Fa vonon-kanao enyf izay sitrakao aho, inty hiraho
Tsy euowmlop handà na hisalasala, hanao izay tianao
Hijoro vavolombelonao aho, izany no hiriko
Anio sy rahampitso ary ho mandrakizay
Na aiza na aiza aleha dia tantano re
Na inona hanjo Ianao tokiko
Mino aho Jeso, mino tanteraka
Fa Ianao indray tsy mba mandao
T/F: Fenosoa Raveloson
*************FMZ*************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1370
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 06/12/2019 13:08