RESY AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra aho ny hanompo owmtjoe Anao
Babonao tokoa ity foko
Izaho izay nania, nanao izay tian'ny fo
De izao nantsoinao izao
Fa tononkira.serasera.org vonon-kanao izay sitrakao aho, inty hiraho
Tsy handà na hisalasala, hanao izay tianao
Hijoro vavolombelonao vfcelzr aho, izany no hiriko
Anio sy rahampitso ary ho mandrakizay
Na aiza na aiza aleha dia tantano re
Na inona hanjo Ianao tokiko
Mino aho Jeso, mino sqqnelr tanteraka
Fa Ianao indray tsy mba mandao
T/F: Fenosoa Raveloson
*************FMZ*************
Babonao tokoa ity foko
Izaho izay nania, nanao izay tian'ny fo
De izao nantsoinao izao
Fa tononkira.serasera.org vonon-kanao izay sitrakao aho, inty hiraho
Tsy handà na hisalasala, hanao izay tianao
Hijoro vavolombelonao vfcelzr aho, izany no hiriko
Anio sy rahampitso ary ho mandrakizay
Na aiza na aiza aleha dia tantano re
Na inona hanjo Ianao tokiko
Mino aho Jeso, mino sqqnelr tanteraka
Fa Ianao indray tsy mba mandao
T/F: Fenosoa Raveloson
*************FMZ*************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1461
Likes : 1 Like
Created by : mamybernard
Date : 06/12/2019 13:08
