Ndeha isika hihira (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeh 'sika hihira
hira ho an'ny Tompo
Ndeh hihika mafy
'mpifaliana
Ndeh hankalaza hidera Azy
F'Izy awxnhkls no Tompo Mpanjaka
REF:
Jeso no vatolampin'ny famonjena ahy
Izy no Fanahy Fitiavana
Ny voninahitra ho Azy tononkira.serasera.org nfjtfki
ny Anarany ho deraina fa Mpanjaka
apuyviy
hira ho an'ny Tompo
Ndeh hihika mafy
'mpifaliana
Ndeh hankalaza hidera Azy
F'Izy awxnhkls no Tompo Mpanjaka
REF:
Jeso no vatolampin'ny famonjena ahy
Izy no Fanahy Fitiavana
Ny voninahitra ho Azy tononkira.serasera.org nfjtfki
ny Anarany ho deraina fa Mpanjaka
apuyviy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1001
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 05/07/2019 02:17
