RESY AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra aho ny hanompo Anao
Babonao tokoa ity foko
Izaho izay nania, nanao izay tian'ny fo
De izao nantsoinao izao
Fa jaypbdg vonon-kanao tononkira.serasera.org izay sitrakao aho, inty hiraho
Tsy handà na hisalasala, hanao izay tianao
Hijoro vavolombelonao aho, izany uaengiwl no hiriko
Anio sy rahampitso ary ho mandrakizay
Na aiza na heasffn aiza aleha dia tantano re
Na inona hanjo Ianao tokiko
Mino aho Jeso, mino tanteraka
Fa Ianao indray tsy mba mandao
T/F: Fenosoa Raveloson
*************FMZ*************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1458
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 06/12/2019 13:08