Jesôsy Maminay (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafaliana ravo izahay
satria navaozinao indray ny fanahy
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
koa raiso ny haja atolotray ho Anao izao
Fa mendrika dia mendrika
REF:
Jesôsy, Jesôsy Maminay Ianao
tsy atakalo, tsy atakalo an'iza an'iza
Jesôsinay anio, Jesôsinay Rampitso
Jesôsinay mandrakizay
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafalina ravo izahay
handeh hitory osdwvye ny Famonjenao
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho xyycjv deraina Ianao Jesôsy
koa naiza naiza tononkira.serasera.org misy anay dia eo Ianao
Mitaridalana seay anay
REF...
T/F: Fenosoa Raveloson
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafaliana ravo izahay
satria navaozinao indray ny fanahy
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
koa raiso ny haja atolotray ho Anao izao
Fa mendrika dia mendrika
REF:
Jesôsy, Jesôsy Maminay Ianao
tsy atakalo, tsy atakalo an'iza an'iza
Jesôsinay anio, Jesôsinay Rampitso
Jesôsinay mandrakizay
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafalina ravo izahay
handeh hitory osdwvye ny Famonjenao
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho xyycjv deraina Ianao Jesôsy
koa naiza naiza tononkira.serasera.org misy anay dia eo Ianao
Mitaridalana seay anay
REF...
T/F: Fenosoa Raveloson
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1740
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 16/07/2019 12:11
