AOKA SAMY HIDERA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

Oh Venteso ny hira fiderana (2)
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh Fiderana

(solo)
Miara-mankalaza an'Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza (oh oh)
oh oh oh oh oh oh oh Derao

(L) Midera Azy amin'ny fitsofan'anjomara
(V) Midera Azy amin'ny anjomara
(L) Midera Azy amin'ny  valiha sy ny lokanga
(V) Tsiky dia ampyAmin'ny valiha sy ny lokanga
(L) Midera Azy amin'ny zava-maneno tendrena
(V) Amin'ny zava-maneno tendrena
(L) Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
(V) Amin'ny fo 'zay feno fifaliana
(L) Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy hidera an'i Jehovah...

********************FMZ*********************

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 459
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 23/11/2019 08:06:51
ID : 12220

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo