Andro iray indray (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Andro iray indray no iainana anio,
mahavelombolo, karakaraina zay mety hasoa,
atao zay tian'ny fo.

REF:
Jereo ny manodidina, zarao Ilay Fitiavana,
nomeko maimaimpoana ianao, zarao ireo Tsiky dia ampymitalao.


Ento Amiko zay mety ho olanao, avia ho trotroiko.
Tsy miova ny toky omeko anao, Izao no nanao anao.


Tanantsika no hifandray haneho Ilay Fitiavana,
(ho) santatry ny eo akaikinao.
Rahatrizay anie Jeso

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 69
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 30/07/2019 10:30:43
ID : 11941

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo