Mahereza (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Tsy vandivandy ra ambarako anô,
koragna marigny hozaraiko aminô:
resilahatra zaho ny ande hitôry an'I Jesôsy

zaho koa ne ravoravo oh
rangozay naviako tato oh
tafidriky laliny mahare amin'ny fanompoana, hanompo an'I Jesôsy

REF:
hafaliagna tsy ômby tratra ny antsika ee
Miara-mitempo ny fô, miara-dia e
Antsika tsy ho naman'izay mihemotra ee  (basy fa haign'ô..)


Ny asa mbôla hiTsiky dia ampytôhy, hanambara ny filazantsara
Tsy hijanon'ô, fa handroso foagna amin'ny fitoriàna
Maharèza, Maharèza, Mahereza k'aza kivy
Zanahary miarakamin'ô mandrakizay..


Anô zè mbôla tsy tapakevitry, mandinia miavià malaky
k'aza de variàna lôtra amin'ny any fandalôvana
Miavia anô zandry zôky e, antsika zeiny mitandreiny
tongava hiaraka tsika, hitôry an-kira, hitôry famonjeny

REF..

T/F: Fenosoa Raveloson

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 72
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 16/07/2019 12:11:44
ID : 11899

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo