Kristy no fototra (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Maro ny foto-pinoana miely, miely eran-tany,
nefa ny Andriamanitro tokana ihany,
koa manombok-anio Izy Irery no ahy,
Andriamanitra Ray, Zanaka ary ewueto Fanahy

Izy dia ampy tsy ampiana ary tsy hanalàna,
Izy no aroko eokrg amin'ny lalan-kombàna
Atolotro Azy ny foko tsy misy fandàvana,
fa antsitra-po, tsy antery fa ampitiavana
REF:...

Zay mino Azy mitràka sy mirana tava,
Ny haizim-pito tononkira.serasera.org mikitroka tonga mazava,
Koa na hery avy olvbox aiza hifofo hanototra,
Ny ahy ny finoako tsy miontsona tsy miova fototra
REF:...

*****************FMZ****************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 832
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 30/07/2019 10:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306