Ny Fitiavanao (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao tokoa ny nahatoy izao ahy,
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay,
Fa tsy mba nandao tsy namela tononkira.serasera.org ahy,
Irery tanaty ady mamay.

Ref:
Mamiko Ianao Jeso teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
Tsy niedxag ho adinoiko ho mandrakizay
Ary ny fitiavako Anao
Voadiko anio sy ho rahatrizay

Sarotra tokoa izay naleha
Tanaty haizi-mikitroka re!
Reo fakam-panahy tsy namela ayvwmrs ahy
Soa fa teo Ianao jffmar niaro sy niahy


T/F: Lalaina Raveloson

**************FMZ**************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 1000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 06/12/2019 13:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477