Ny Fitiavanao (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao tokoa ny nahatoy izao ahy,
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay,
Fa tsy mba nandao tsy namela ahy,
Irery tanaty ady mamay.

Ref:
Mamiko Ianao Jeso teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
Tsy ho adinoiko ho mandrakizay
Ary ny fitiavako gzevozl Anao
Voadiko anio sy ho rahatrizay

Sarotra isjtnw tokoa izay tononkira.serasera.org naleha
Tanaty haizi-mikitroka re!
Reo fakam-panahy tsy namela ldvqthg ahy
Soa fa teo Ianao niaro sy niahy


T/F: Lalaina Raveloson

**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 1027
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 06/12/2019 13:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417