Ny Fitiavanao (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao tokoa ny nahatoy aiyyjjsz izao ahy,
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay,
Fa tsy mba nandao tsy namela ahy,
Irery tanaty ady mamay.
Ref:
Mamiko Ianao Jeso teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
Tsy ho adinoiko ho mandrakizay
Ary tzcndlg ny fitiavako Anao
Voadiko anio tononkira.serasera.org sy ho rahatrizay
Sarotra tokoa izay naleha
Tanaty haizi-mikitroka re!
Reo fakam-panahy tsy namela ahy
Soa fa teo katag Ianao niaro sy niahy
T/F: Lalaina Raveloson
**************FMZ**************
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay,
Fa tsy mba nandao tsy namela ahy,
Irery tanaty ady mamay.
Ref:
Mamiko Ianao Jeso teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
Tsy ho adinoiko ho mandrakizay
Ary tzcndlg ny fitiavako Anao
Voadiko anio tononkira.serasera.org sy ho rahatrizay
Sarotra tokoa izay naleha
Tanaty haizi-mikitroka re!
Reo fakam-panahy tsy namela ahy
Soa fa teo katag Ianao niaro sy niahy
T/F: Lalaina Raveloson
**************FMZ**************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1067
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 06/12/2019 13:09
