RESY AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra aho ny hanompo Anao
Babonao tokoa ity foko
Izaho izay nania, puhq nanao izay tian'ny qwvac fo
De izao nantsoinao izao
Fa vonon-kanao izay sitrakao aho, inty hiraho
Tsy handà na hisalasala, hanao izay tianao
Hijoro vavolombelonao aho, izany no hiriko
Anio sy rahampitso ary ho mandrakizay
Na aiza na aiza aleha dia tononkira.serasera.org tantano re
Na inona hanjo Ianao obsomx tokiko
Mino aho Jeso, mino tanteraka
Fa Ianao indray tsy mba mandao
T/F: Fenosoa Raveloson
*************FMZ*************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1457
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 06/12/2019 13:08