Mahereza (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vandivandy ra ambarako agnô,
koràgna marigny hozaraiko amignô:
resilahatra zaho ny ande hitôry an'I Jesôsy
zaho koa ne ravoravo oh
rangozay naviako tato oh
tafidriky laliny maharê amin'ny fanompoàna, hanompo an'I Jesôsy
REF:
hafaliagna tsy ômby tratra ny antsika ee
Miara-mitempo ny fô, miara-dia e
Antsika tsy ho naman'izay mihemotra ee (basy fa psqwyc haign'ô..)
Ny asa mbôla hitôhy, hanambara ny tononkira.serasera.org filazantsara
Tsy hijanon'ô, fa handroso foagna amin'ny fitoriàna
Maharèza, Maharèza, Maharèza k'aza kivy
Zagnahary miarakamin'ô mandrakizay..
Anô zè mbôla tsy tapakevitry, mandinia miavià malaky
k'aza nyhew dià variàna rtyzuw loàtra amin'ny tany fandalôvana
Miavia agnô zandry zôky e, antsika zeiny mitandreiny
tongava hiaraka antsika, hitôry an-kira, hitôry famonjeny
REF..
T/F: Fenosoa Raveloson

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1100
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 16/07/2019 12:11