Mahereza (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vandivandy ra ambarako agnô,
koràgna marigny hozaraiko amignô:
resilahatra zaho ny ande hitôry an'I Jesôsy
zaho koa ne ravoravo oh
rangozay tononkira.serasera.org naviako tato oh
tafidriky laliny maharê amin'ny fanompoàna, hanompo an'I Jesôsy
REF:
hafaliagna tsy ômby dzpd tratra ny antsika ee
Miara-mitempo ny fô, miara-dia e
Antsika tsy ho naman'izay mihemotra ee cevytt (basy fa haign'ô..)
Ny asa mbôla hitôhy, hanambara ny filazantsara
Tsy hijanon'ô, fa handroso foagna amin'ny fitoriàna
Maharèza, Maharèza, Maharèza k'aza kivy
Zagnahary miarakamin'ô mandrakizay..
Anô wskianc zè mbôla tsy tapakevitry, mandinia miavià malaky
k'aza dià variàna loàtra amin'ny tany fandalôvana
Miavia agnô zandry zôky e, antsika zeiny mitandreiny
tongava hiaraka antsika, hitôry an-kira, hitôry famonjeny
REF..
T/F: Fenosoa Raveloson

--------
Link:
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1165
Likes : 1 Like
Created by : mamybernard
Date : 16/07/2019 12:11