Mahereza (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vandivandy ra ambarako agnô,
koràgna marigny hozaraiko amignô:
resilahatra zaho ny ande hitôry an'I Jesôsy

zaho koa ne ravoravo oh
rangozay naviako tato oh
tafidriky laliny maharê amin'ny fanompoàna, hanompo an'I Jesôsy

REF:
hafaliagna tsy ômby tratra ny antsika ee
Miara-mitempo ny fô, miara-dia e
Antsika tsy ho naman'izay mihemotra ee  (basy fa haign'ô..)


Ny asa mbôla hitôhy, hanambara ny filazantsara
Tsy hijanon'ô, fa handroso foagna amin'ny fitoriàna
Maharèza, Maharèza, Maharèza k'aza kivy
Zagnahary miarakamin'ô mandrakizay..


Anô zè mbôla tsy tapakevitry, mandinia miavià malaky
k'aza dià variàna loàtra amin'ny tany fandalôvana
Miavia agnô zandry zôky e, antsika zeiny mitandreiny
tongava hiaraka antsika, hitôry an-kira, hitôry famonjeny

REF..

T/F: Fenosoa Raveloson
--------
Lien:
Commentaires
mamybernard ( 23/11/2019 00:46)
MISAOTRA ZOKY FENO EEE
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 713
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 16/07/2019 12:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0851