JESO TSY MIOVA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(REF)
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay kckeu Jeso tsy miova,
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova.

(Solo)
Endre wsomeywi ny fakampanahy tsy nasarika azy tononkira.serasera.org mihitsy;
Endre reo marary maro nositraniny ra yqwe nino Azy;
Endre reo mpanompony nanohy ny asa nataony
fa novidiny tamin'ny ràny soa, tsarovy!
(REF)

(Manasitrana) Jeso tsy miova,
(Mamela heloka) Jeso tsy miova,
(Mampandresy ahy) Jeso tsy miova,
(Mitondra ahy eo anilan'ny Ray) Jeso tsy miova,
(sy mamindra fo) Jeso tsy miova.

************FMZ*************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 1079
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 09/12/2019 22:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0926