JESO TSY MIOVA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(REF)Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova,
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova.
(Solo)
Endre ny fakampanahy tsy nasarika azy mihitsy;
Endre reo marary maro nositraniny ra nino Azy;
Endre reo mpanompony nanohy ny asa nataony
fa novidiny tamin'ny ràny soa, tsarovy!
(REF)
(Manasitrana) Jeso tsy miova,
(Mamela heloka) Jeso tsy miova,
(Mampandresy ahy) Jeso tsy miova,
(Mitondra ahy eo anilan'ny Ray) Jeso tsy miova,
(sy mamindra fo) Jeso tsy miova.
************FMZ*************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 711
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 09/12/2019 22:46