Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESO TSY MIOVA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(REF)
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay tyyqzlnh tononkira.serasera.org Jeso tsy miova,
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay uhkhqx Jeso tsy miova.
(Solo)
Endre ny fakampanahy tsy nasarika azy mihitsy;
Endre reo marary maro nositraniny ra nino Azy;
Endre reo ypjx mpanompony nanohy ny asa nataony
fa novidiny tamin'ny ràny soa, tsarovy!
(REF)
(Manasitrana) Jeso tsy miova,
(Mamela heloka) Jeso tsy miova,
(Mampandresy ahy) Jeso tsy miova,
(Mitondra ahy eo anilan'ny Ray) Jeso tsy miova,
(sy mamindra fo) Jeso tsy miova.
************FMZ*************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1039
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 09/12/2019 22:46