HANARAKA ANAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako ary izao Ilay Fitiavanao
Ny namonjenao abzmiel ahy Tompo oh..
De raikitra tantara ato anatiko
Mamerovero fo sy fanahy
REF:
Hanaraka Anao aho hanompo Anao Jeso
Hitory koa ny Voninahitra
Fa ny Ray Tsitoha naniraka Anao de inoako fa
tsy hamela ahy irery sanatria
Ankehitriny Jeso Tompo atolotro Anao
ny momba mrhk ahy sy ny hoaviko
Ianao irery tononkira.serasera.org no hanjaka ato fvabr anatiko
ho mendrika ny hanohy ny asanao
REF...
T/F: Fenosoa Raveloson
**************FMZ**************
Ny namonjenao abzmiel ahy Tompo oh..
De raikitra tantara ato anatiko
Mamerovero fo sy fanahy
REF:
Hanaraka Anao aho hanompo Anao Jeso
Hitory koa ny Voninahitra
Fa ny Ray Tsitoha naniraka Anao de inoako fa
tsy hamela ahy irery sanatria
Ankehitriny Jeso Tompo atolotro Anao
ny momba mrhk ahy sy ny hoaviko
Ianao irery tononkira.serasera.org no hanjaka ato fvabr anatiko
ho mendrika ny hanohy ny asanao
REF...
T/F: Fenosoa Raveloson
**************FMZ**************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1188
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 27/07/2019 14:17
