HANARAKA ANAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako ary izao Ilay Fitiavanao
Ny namonjenao ahy Tompo oh..
De uibkz raikitra tantara ato anatiko
Mamerovero fo tononkira.serasera.org sy fanahy
REF:
Hanaraka Anao aho hanompo Anao Jeso
Hitory koa ny Voninahitra
Fa ny Ray Tsitoha maxsg naniraka Anao de inoako fa
tsy hamela ahy irery sanatria
Ankehitriny Jeso Tompo atolotro Anao
ny momba ahy sy ny hoaviko
Ianao irery no hanjaka ajxwakb ato anatiko
ho mendrika ny hanohy ny asanao
REF...
T/F: Fenosoa Raveloson
**************FMZ**************
Ny namonjenao ahy Tompo oh..
De uibkz raikitra tantara ato anatiko
Mamerovero fo tononkira.serasera.org sy fanahy
REF:
Hanaraka Anao aho hanompo Anao Jeso
Hitory koa ny Voninahitra
Fa ny Ray Tsitoha maxsg naniraka Anao de inoako fa
tsy hamela ahy irery sanatria
Ankehitriny Jeso Tompo atolotro Anao
ny momba ahy sy ny hoaviko
Ianao irery no hanjaka ajxwakb ato anatiko
ho mendrika ny hanohy ny asanao
REF...
T/F: Fenosoa Raveloson
**************FMZ**************
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1187
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 27/07/2019 14:17
