HANARAKA ANAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako jgvavi ary izao Ilay Fitiavanao
Ny namonjenao ahy Tompo oh..
De raikitra tantara tononkira.serasera.org ato anatiko
Mamerovero fo sy fanahy

REF:
Hanaraka Anao aho hanompo Anao Jeso
Hitory koa ny Voninahitra
Fa ny Ray qzktz Tsitoha naniraka Anao de inoako fa
tsy hamela ahy adpy irery sanatria

Ankehitriny Jeso Tompo atolotro Anao
ny momba ahy sy ny hoaviko
Ianao irery no hanjaka ato anatiko
ho mendrika ny hanohy ny asanao
REF...

T/F: Fenosoa Raveloson

**************FMZ**************

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Hits : 1144
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 27/07/2019 14:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492