FA MANKAIZA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mankaiza no tô tsy hita intsony ianao
Dia voasarik'ireo mpanadala ve!
Sa sondrina amin'ity fiainan'ity!
No tsy hita, tsy iaohqy re tatoato!
Fa iza tononkira.serasera.org moa tsy nahalala reo andraikitrao
Teo anivon'ity fiangonana!
Sa odina tsy hita tsy jerena izany
Ka aleonao manao izay tinao
REF:
Ry namako ôh, mankaiza ianao?
Miandry anao ny toerana,
Jeso Tompo anie no miantso izao
Faingàna modia dieny izao!
Mbola maro ny adidy miandry anao ao
Mila zoto sy fahavononana
De hitory ankira Ilay Jeso Kristy
Izay nampiray antsika tety
Dieny izao ary raiso tapaho ny hevitrao
Mbola misy ny fotoana isainana
Fa ra zhux ho avy ny Tompo hanontany anao
Inona ary no havalinao?
REF:...
Tonony wtymjepw sy feony : Fenosoa RAVELOSON
Dia voasarik'ireo mpanadala ve!
Sa sondrina amin'ity fiainan'ity!
No tsy hita, tsy iaohqy re tatoato!
Fa iza tononkira.serasera.org moa tsy nahalala reo andraikitrao
Teo anivon'ity fiangonana!
Sa odina tsy hita tsy jerena izany
Ka aleonao manao izay tinao
REF:
Ry namako ôh, mankaiza ianao?
Miandry anao ny toerana,
Jeso Tompo anie no miantso izao
Faingàna modia dieny izao!
Mbola maro ny adidy miandry anao ao
Mila zoto sy fahavononana
De hitory ankira Ilay Jeso Kristy
Izay nampiray antsika tety
Dieny izao ary raiso tapaho ny hevitrao
Mbola misy ny fotoana isainana
Fa ra zhux ho avy ny Tompo hanontany anao
Inona ary no havalinao?
REF:...
Tonony wtymjepw sy feony : Fenosoa RAVELOSON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 13/08/2019 17:31
