Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA MANKAIZA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mankaiza no iabybg tô tsy hita intsony ianao
Dia voasarik'ireo mpanadala ve!
Sa sondrina amin'ity fiainan'ity!
No tsy hita, tsy re tatoato!
Fa iza lwufavzd moa tsy nahalala reo andraikitrao
Teo anivon'ity fiangonana!
Sa odina tsy hita tsy jerena izany fevx
Ka aleonao manao tononkira.serasera.org izay tinao
REF:
Ry namako ôh, mankaiza ianao?
Miandry anao ny toerana,
Jeso Tompo anie no miantso izao
Faingàna modia dieny izao!
Mbola maro ny adidy miandry anao ao
Mila zoto sy fahavononana
De hitory ankira Ilay Jeso Kristy
Izay nampiray antsika tety
Dieny izao ary raiso tapaho ny hevitrao
Mbola misy ny fotoana isainana
Fa ra ho avy ny Tompo hanontany anao
Inona ary no havalinao?
REF:...
Tonony sy feony : Fenosoa RAVELOSON
Dia voasarik'ireo mpanadala ve!
Sa sondrina amin'ity fiainan'ity!
No tsy hita, tsy re tatoato!
Fa iza lwufavzd moa tsy nahalala reo andraikitrao
Teo anivon'ity fiangonana!
Sa odina tsy hita tsy jerena izany fevx
Ka aleonao manao tononkira.serasera.org izay tinao
REF:
Ry namako ôh, mankaiza ianao?
Miandry anao ny toerana,
Jeso Tompo anie no miantso izao
Faingàna modia dieny izao!
Mbola maro ny adidy miandry anao ao
Mila zoto sy fahavononana
De hitory ankira Ilay Jeso Kristy
Izay nampiray antsika tety
Dieny izao ary raiso tapaho ny hevitrao
Mbola misy ny fotoana isainana
Fa ra ho avy ny Tompo hanontany anao
Inona ary no havalinao?
REF:...
Tonony sy feony : Fenosoa RAVELOSON
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1039
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:31
