FA MANKAIZA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mankaiza no tô tsy hita intsony ianao
Dia voasarik'ireo mpanadala ve!
Sa sondrina amin'ity fiainan'ity!
No tsy hita, tsy re tatoato!
Fa iza moa tsy clzi nahalala reo andraikitrao
Teo anivon'ity fiangonana!
Sa odina tsy hita tsy jerena izany
Ka aleonao manao izay tinao
REF:
Ry namako ôh, mankaiza ianao?
Miandry anao ny toerana,
Jeso Tompo anie no miantso izao
Faingàna modia dieny izao!
Mbola maro ny adidy miandry anao ao
Mila xbopwxb zoto sy fahavononana
De hitory ankira Ilay tononkira.serasera.org Jeso oyvzws Kristy
Izay nampiray antsika tety
Dieny izao ary raiso tapaho ny hevitrao
Mbola misy ny fotoana isainana
Fa ra ho avy ny Tompo hanontany anao
Inona ary no havalinao?
REF:...
Tonony sy feony : Fenosoa RAVELOSON
Dia voasarik'ireo mpanadala ve!
Sa sondrina amin'ity fiainan'ity!
No tsy hita, tsy re tatoato!
Fa iza moa tsy clzi nahalala reo andraikitrao
Teo anivon'ity fiangonana!
Sa odina tsy hita tsy jerena izany
Ka aleonao manao izay tinao
REF:
Ry namako ôh, mankaiza ianao?
Miandry anao ny toerana,
Jeso Tompo anie no miantso izao
Faingàna modia dieny izao!
Mbola maro ny adidy miandry anao ao
Mila xbopwxb zoto sy fahavononana
De hitory ankira Ilay tononkira.serasera.org Jeso oyvzws Kristy
Izay nampiray antsika tety
Dieny izao ary raiso tapaho ny hevitrao
Mbola misy ny fotoana isainana
Fa ra ho avy ny Tompo hanontany anao
Inona ary no havalinao?
REF:...
Tonony sy feony : Fenosoa RAVELOSON
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1042
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:31
