EKEKO TOMPO TIA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko Tompo tia ilay antsonao
mibitsika mangina ato anatiko,
Izay manao hoe: avia, avia hanaraka Ahy.
Inty tamy aho ra sitrakao.
REF:
Ankasitrao Tompo ny fanoloran-tena ataoko izao,
Ho filvbpvm fanirakirakao amin'ny asanao
Mino aho, mino aho fa Ianao tsy handao ahy,
satria izao matoky Anao
Tariho lalana aho Tompo xfktb oh,
Ny tananao mahery no hitantana ahy
ka tononkira.serasera.org tsy ho potraka aho, tsy ho diso lalana
Ny sitra-ponao no ho tanteraka
REF: ...
T/F: Fenosoa zqpicxo Raveloson
*************FMZ*************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 27/07/2019 16:25