EKEKO TOMPO TIA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko Tompo tia ilay antsonao
mibitsika mangina ato anatiko,
Izay manao hoe: splvln avia, avia hanaraka Ahy.
Inty tamy aho ra sitrakao.
REF:
Ankasitrao Tompo ny fanoloran-tena ataoko izao,
Ho fanirakirakao amin'ny asanao
Mino aho, mino aho fa Ianao tsy handao ahy,
satria jroyz izao matoky Anao
Tariho lalana aho Tompo rvysn oh,
Ny tananao mahery no hitantana ahy
ka tsy ho potraka tononkira.serasera.org aho, tsy ho diso lalana
Ny sitra-ponao no ho tanteraka
REF: ...
T/F: Fenosoa Raveloson
*************FMZ*************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1185
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 27/07/2019 16:25