EKEKO TOMPO TIA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko Tompo tia ilay antsonao
mibitsika mangina ato anatiko,
Izay manao hoe: avia, avia hanaraka Ahy.
Inty tamy aho ra sitrakao.

REF:
Ankasitrao Tompo ny fanoloran-tena ataoko izao,
Ho fanirakirakao amin'ny asanao
Mino aho, mino aho fa Ianao tsy handao ahy,
satria xcbds izao matoky ojnk Anao

Tariho lalana aho Tompo oh,
Ny tananao mahery no tononkira.serasera.org hitantana ahy
ka smktkzke tsy ho potraka aho, tsy ho diso lalana
Ny sitra-ponao no ho tanteraka
REF: ...

T/F: Fenosoa Raveloson

*************FMZ*************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 1183
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 27/07/2019 16:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1084