AOKA SAMY HIDERA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh Venteso ny hira fiderana (2)
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh Fiderana
(solo)
Miara-mankalaza an'Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza tononkira.serasera.org (oh oh)
oh oh oh oh oh oh oh Derao
Midera Azy amin'ny fitsofan'anjomara
Midera Azy amin'ny jhdeasl anjomara
Midera Azy amin'ny valiha sy ny lokanga
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Midera Azy amin'ny zava-maneno tendrena
Amin'ny zava-maneno tendrena
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Amin'ny kcxmpcr fo izay feno fifaliana
Midera Azy amin'ny fo xszlmxwx feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy hidera an'i Jehovah...
********************FMZ******************
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh Fiderana
(solo)
Miara-mankalaza an'Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza tononkira.serasera.org (oh oh)
oh oh oh oh oh oh oh Derao
Midera Azy amin'ny fitsofan'anjomara
Midera Azy amin'ny jhdeasl anjomara
Midera Azy amin'ny valiha sy ny lokanga
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Midera Azy amin'ny zava-maneno tendrena
Amin'ny zava-maneno tendrena
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Amin'ny kcxmpcr fo izay feno fifaliana
Midera Azy amin'ny fo xszlmxwx feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy hidera an'i Jehovah...
********************FMZ******************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1207
Likes : 2 Like
Created by : mamybernard
Date : 23/11/2019 09:06
