AOKA SAMY HIDERA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh Venteso klsdvyss ny hira fiderana (2)
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh Fiderana
(solo)
Miara-mankalaza an'Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza (oh oh)
oh oh qjlk tononkira.serasera.org oh oh oh oh oh Derao
Midera Azy amin'ny fitsofan'anjomara
Midera Azy amin'ny anjomara
Midera Azy amin'ny valiha ladbqhu sy ny lokanga
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Midera Azy amin'ny zava-maneno tendrena
Amin'ny zava-maneno tendrena
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Amin'ny fo izay feno fifaliana
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy hidera an'i Jehovah...
********************FMZ******************
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh Fiderana
(solo)
Miara-mankalaza an'Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza (oh oh)
oh oh qjlk tononkira.serasera.org oh oh oh oh oh Derao
Midera Azy amin'ny fitsofan'anjomara
Midera Azy amin'ny anjomara
Midera Azy amin'ny valiha ladbqhu sy ny lokanga
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Midera Azy amin'ny zava-maneno tendrena
Amin'ny zava-maneno tendrena
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Amin'ny fo izay feno fifaliana
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy hidera an'i Jehovah...
********************FMZ******************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1172
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 23/11/2019 09:06
