AOKA SAMY HIDERA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh idxa Venteso ny hira fiderana (2)
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh ghks Fiderana

(solo)
Miara-mankalaza an'Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza (oh oh)
oh oh oh oh oh oh oh Derao

Midera Azy amin'ny fitsofan'anjomara
Midera Azy amin'ny anjomara
Midera Azy amin'ny  valiha sy ny lokanga
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Midera Azy ysft amin'ny zava-maneno tendrena
Amin'ny zava-maneno tendrena
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Amin'ny fo izay feno fifaliana
Midera Azy amin'ny fo feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy tononkira.serasera.org hidera an'i Jehovah...

********************FMZ******************

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Hits : 1250
Likes : 2 Like
Created by : mamybernard
Date : 23/11/2019 09:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392