RAISO AHO (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na mafy aza ny hyzdjry fiainana an-tany ,
Ka mamitaka ny diako dia miroso hatrany,(hatrany)
Ireo sakaiza mety hanadino ahy,
Fa Ianao ry Tompo no tononkira.serasera.org tsy mahafoy ahy sady tsy mandao
Ka indro raisonao ny tanako
Tano fa tsy mahatàna Anao
Tehirizo mba tsy hiala
Hanjakao mandrakizay
Ny fiainako ry Tompo be fitia
Ka tsisy hahasaraka ahy amin’ny fitiavanao
Satria Ianao no mbola tsy namitaka ahy hatramin’izao.

2-Na betsaka aza ireo fakam-panahy mambabo ahy,
Izaho dia tsy hivadika Aminao mandrakizay (doria)
Fa hanompo vlhk Anao hatramin’ny fara-fofon’ aiko
Ka mba omeo dksl hery hahazoako mifikitra Aminao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU Am
Vangy : 793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 17/07/2023 15:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303